Juliana Ratsiraka. Nanampy ireo tra-boina ao amin'ny tsena Valpinson. 06.01.2017
Fanitso miisa 50 sy fantsika 20 kg no natolotr'i Ramatoa Juliana Ratsiraka, vadin'ny Ben'ny tanànan'i Toamasina, ho an'ireo fianakaviana miisa 29 izay may trano sy kioska tao amin'ny tsenan'i Valpinson, ny zoma 06 Janoary 2017.
Marihina fa i Ramatoa Juliana Ratsiraka dia reny mpiahy ireo mpivarotra manerana ny tsenan'ny tanànan'i Toamasina. Tsiahivina fa ny 07 Janoary 2017 no natolotra ireo fitaovana ireo.
www.sobikamada.com
Copyright © SobikaMada.com
Toamasina, 7 Janvier 2017. Après l'incendie qui a frappé le marché de Valpinson, le 5 janvier à Toamasina, Juliana Ratsiraka, épouse du Maire de Toamasina, a pris l'initiative de soutenir ces victimes d'incendie en leur donnant 50 tôles et des clous dans le but d'éviter un éventuel incendie prochainement.
Juliana Ratsiraka a incité tous les marchands à ne plus utiliser le «ravimpotsy» et/ou le «falafa» comme matériaux de construction car ils sont souvent source d'incendie au niveau de ces marchés. En espace de dix jours, deux marchés ont pris feu dans la ville de Toamasina.