Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

Elisée Ratsiraka manazava ny tena tetik'ireo ao amin'ny Filankevitry ny Tanànan'i Toamasina sasany

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Hötel Colbert Antananarivo. Nanazava ny resaka "suspension" nataon'ireo mpanolotsaina ao amin'ny Kaominin'ny Tananàn'i Toamasina i Elisée Ratsiraka. Marihina fa noraisin'ny Praiminisitra (Lehiben'ny Governemanta), no sady Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjarampahefana,...

Lire la suite