Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

Toamasina. Elisée Ratsiraka: Fangatahana fanazavana fa tsy fitoriana azy no nisy

Publié le par Jeannot Ramambazafy

http://maireelyseeratsiraka.over-blog.com/2017/07/toamasina.elisee-ratsiraka-fangatahana-fanazavana-fa-tsy-fitoriana-azy-no-nisy.html

Lire la suite

Toamasina Bazary kely, 7 Jolay 2017. Elisée Ratsiraka nametraka vato fehizoro VIDEO

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Toamasina, zoma 7 Jolay 2017. Vidéo mirakitra ny nametrahan'i Elisée Ratsiraka ny vato fehizoro tao amin'ny Bazary kely ao Toamasina. Manazava ny antony izy ary koa manambara mikasika ny tena tompon'ny tany ao.

Lire la suite

Toamasina. Ny sary tamin'ny Fivoriambe faha-telon'ny Fikambanan'ireo Ben'ny Tanàna an-tanàn-dehibe - AGVM

Publié le par Jeannot Ramambazafy

3ème Assemblée générale de l’Association des Maires des grandes villes de Madagascar AGVM – Toamasina, 5-6 mai 2017 Après Mahajanga et Antsiranana, les dix maires, membres de l’Association des grandes villes de Madagascar (AGVM), se sont retrouvés dans...

Lire la suite

Toamasina. Ny vidéos tamin'ny Fivoriambe faha-telon'ny Fikambanan'ireo Ben'ny Tanàna an-tanàn-dehibe - AGVM

Publié le par Jeannot Ramambazafy

L'arrivée du Premier ministre, Olivier Mahafaly, accueilli par le Premier magistrat de la Ville de Toamasina, Elisée Ratsiraka, qui a accueilli cette 3ème Assemblée générale de l'Association des Maires des Grandes Villes de Madagascar (AGVM), après Antsiranana...

Lire la suite

Elisée Ratsiraka manazava ny tena tetik'ireo ao amin'ny Filankevitry ny Tanànan'i Toamasina sasany

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Hötel Colbert Antananarivo. Nanazava ny resaka "suspension" nataon'ireo mpanolotsaina ao amin'ny Kaominin'ny Tananàn'i Toamasina i Elisée Ratsiraka. Marihina fa noraisin'ny Praiminisitra (Lehiben'ny Governemanta), no sady Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjarampahefana,...

Lire la suite

Elisée Ratsiraka. Tsy nisy izany "mandat d'arrêt" izany mihitsy, hoy ny Procureur Thierry L. Rajaona

Publié le par Jeannot Ramambazafy

I Eugène Rajaofera, mpanao gazety ao aminy Midi Madagasikara no namoaka fa enjehin'ny tribonaly ao Toamasina ny Ben'ny Tanàna Elisée Ratsiraka ary ho samborina raha vao tonga ao. Ny marina moa iray sy tokana ihany ka ity vidéo ity no mamoaka azy. "No...

Lire la suite

Antananarivo. L'enfant Prévis sauvé des yeux par Juliana et Elisée Ratsiraka

Publié le par Jeannot Ramambazafy

RAPPEL Mahanoro. Prévis est un enfant abandonné qui a été recueilli par une famille. Il a été rejeté parce qu'il souffrait d'un problème d’œil gauche. Le couple Juliana et Elisée Ratsiraka a alors décidé de s'en occuper. Noraisin'ny vadin'ny Ben'ny tanàn'i...

Lire la suite

Mahanoro Tangalamena: Fifampiarahabana tratry ny taona 2017 nataon’i Juliana sy Elysé Ratsiraka

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Tontosa ny Sabotsy 14 Janoary 2017 ny fifampiarahabana tratry ny taona nataon’ny Ben’ny tanànan’i Toamasina mivady sy ny Tangalamena tao an-tampon-tanànan’i Mahanoro, tanàna niavian’ny Ben’ny tanàna Elysé RATSIRAKA. Fifampiarahabana, firariantsoa, fifampitsofa-drano...

Lire la suite

Mahanoro. Zaza marary maso noraisin’i Juliana Ratsiraka an-tanàna ny fitsaboana azy

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Noraisin’ny vadin’ny Ben’ny tanàn’i Toamasina, Juliana RATSIRAKA, andraikitra ny fitsaboana an’i Prévis, Zaza lahy kely kamboty, misy fahasamponana amin’ny maso. Efa samy nindaosin’ny fahafatesana avokoa ny ray aman-dreniny ary narian’ny havany izay tokony...

Lire la suite

Juliana Ratsiraka. Nanampy ireo tra-boina ao amin'ny tsena Valpinson. 06.01.2017

Publié le par Jeannot Ramambazafy

Fanitso miisa 50 sy fantsika 20 kg no natolotr'i Ramatoa Juliana Ratsiraka, vadin'ny Ben'ny tanànan'i Toamasina, ho an'ireo fianakaviana miisa 29 may tsena tao amin'ny tsenan'i Valpinson, ny zoma 06 Janoary 2017. Marihina fa i Ramatoa Juliana Ratsiraka...

Lire la suite

1 2 3 4 > >>