Toamasina, zoma 7 Jolay 2017. Vidéo mirakitra ny nametrahan'i Elisée Ratsiraka ny vato fehizoro tao amin'ny Bazary kely ao Toamasina. Manazava ny antony izy ary koa manambara mikasika ny tena tompon'ny tany ao.
3ème Assemblée générale de l’Association des Maires des grandes villes de Madagascar AGVM – Toamasina, 5-6 mai 2017 Après Mahajanga et Antsiranana, les dix maires, membres de l’Association des grandes villes de Madagascar (AGVM), se sont retrouvés dans...
L'arrivée du Premier ministre, Olivier Mahafaly, accueilli par le Premier magistrat de la Ville de Toamasina, Elisée Ratsiraka, qui a accueilli cette 3ème Assemblée générale de l'Association des Maires des Grandes Villes de Madagascar (AGVM), après Antsiranana...
Hötel Colbert Antananarivo. Nanazava ny resaka "suspension" nataon'ireo mpanolotsaina ao amin'ny Kaominin'ny Tananàn'i Toamasina i Elisée Ratsiraka. Marihina fa noraisin'ny Praiminisitra (Lehiben'ny Governemanta), no sady Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjarampahefana,...
I Eugène Rajaofera, mpanao gazety ao aminy Midi Madagasikara no namoaka fa enjehin'ny tribonaly ao Toamasina ny Ben'ny Tanàna Elisée Ratsiraka ary ho samborina raha vao tonga ao. Ny marina moa iray sy tokana ihany ka ity vidéo ity no mamoaka azy.
"No...
RAPPEL Mahanoro. Prévis est un enfant abandonné qui a été recueilli par une famille. Il a été rejeté parce qu'il souffrait d'un problème d’œil gauche. Le couple Juliana et Elisée Ratsiraka a alors décidé de s'en occuper.
Noraisin'ny vadin'ny Ben'ny tanàn'i...
Fanitso miisa 50 sy fantsika 20 kg no natolotr'i Ramatoa Juliana Ratsiraka, vadin'ny Ben'ny tanànan'i Toamasina, ho an'ireo fianakaviana miisa 29 may tsena tao amin'ny tsenan'i Valpinson, ny zoma 06 Janoary 2017. Marihina fa i Ramatoa Juliana Ratsiraka...